Centella (original) (raw)

Talapetraka (Centella asiatica)

Ny Centella dia antokon-javamaniry mamony misy karazana miiusa 53, ao amin' ny fianakaviana Araliaceae (araka ny fanasokajiana klasika) na Apiaceae, zana-pianakaviana Mackinlayoideae (araka ny fanasokajiana filôjenetika).