Mangazay - Wikibolana, raki-bolana malalaka (
original
) (
raw
)
Vontoatiny
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
Mangazay
Karazana
toeram-barotra na
fivarotana
lehibe
ahitana
karazana
entana
maro isan-karazany
voalamina
tsara.
Nandeha nividy akanjo tao amin' ny mangazay lehibe iray izahay.