kitro - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
kitro
- Angady kely na angady antitra.
- Tsy mora vaky toy ny kitron' ny omby ny kitron' ny soavaly.
- Faritra mateza eo amin' ny tongotry ny olona vokatry ny asa na fampiasana tafahoatra, toy ny eo amin' ny tanana vokatry ny fitazonana angady.
- Efa maniry kitro mihitsy ny tanako noho ny asa tany omaly.
- Lefona.
- Loto izay mihamafy sy mangomangana eo amin' ny nify.
- Ny ampahan' ny tongotry ny biby toy ny omby na soavaly izay mateza sy manamora ny fihetsehana amin' ny tany maharatsy.
- Zazalahy na zanakalahy eo amin' ny fianakaviana Taisaka.