anarana - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Vontoatiny
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
anarana
- Sokajin-teny iray izay enti-manondro na miantso zavatra.
- Rabe no anaran' ny rahalahiko.
- Tenin'ny Malagasy izay ilazana sy iantsoana olona, biby, na zavatra iray.
- Akondro no anaran' ity voankazo ity.