ankavia - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Vontoatiny
Fitaovana
Asa ho atao
Ankapobe
- Pejy mirohy eto
- Fiovana mifandraika
- Handefa rakitra
- Rohy maharitra
- Fampahalalana mikasika ny pejy
- Hitanisa ity pejy ity
- Hahazo URL nohafohezina
- Utiliser l'ancien analyseur
Atonta/aondrana
Amin'ny tetikasa hafa
Fiseho
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Malagasy
[Ovay]
Endrika:-adverb- ankavia
- Karazana hazo iray mbola tsy fantatra mazava ny anarany na ny toetrany, araka ny fanazavan'i Dandouau.
- Mankany amin'ny ilany havia na eo amin'ny toeran'ny havia.
- Renirano kely iray hita any amin'ny faritr'Antalaha, izay mikambana amin'ny Ankavanana any am-bavafany.
Hita tao amin'ny "https://mg.wiktionary.org/w/index.php?title=ankavia&oldid=36576884"
Sokajy :