atody - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

atody

  1. Ny atody dia zavatra boribory na lavalava misy tsirin'aina, alefan'ny biby vavy, indrindra fa ny vorona, izay foy ka lasa zanak'biby na zana-borona rehefa avy kotrehana mandritra ny fotoana iray. Misy fizarana telo ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany, ary ny akorany izay mandrakotra ireo roa voalohany. Izy koa dia vokatry ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy.
    • Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany.