dihy - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

dihy

  1. Fihetsiketsehana ampiasaina ny ampahany rehetra amin'ny vatana, toy ny loha, tanana, sy tongotra, mba hampisehoana fahatsapana na fihetseham-po toy ny fifaliana.
    • Velona indray ny hira sy dihy natao teo tamin'ny nandehanana hangataka iny.
  2. Fomba fifindran'ny vorona eny amin'ny rivotra rehefa tsy mihetsika na manetsiketsika ny elany.
  3. Teny ampiasaina ho lohatenin'ny tononkalo.

Matoanteny

dihyX-SAMPA : diʔʲ

  1. dada, dadamanainga, danise, dihy, fandihizana, rebika, totorebika, tsinjaka, balitiky, dihy, fandihizana, tsinjaka

Sokajy :