fajiry - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Vontoatiny

Fitaovana

Asa ho atao

Ankapobe

Atonta/aondrana

Amin'ny tetikasa hafa

Fiseho

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

fajiry

  1. Kintana lehibe na planeta eny amin'ny lanitra.
    • Ny fajiry dia hita mamirapiratra eny amin'ny lanitra amin'ny alina.

Hita tao amin'ny "https://mg.wiktionary.org/w/index.php?title=fajiry&oldid=36587912"

Sokajy :