fanafody - Wikibolana, raki-bolana malalaka (
original
) (
raw
)
Vontoatiny
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
fanafody
Akora
na
zavatra
ampiasaina mba hitsaboana
aretina
, izay mety ho
sotroina
,
hosorana
, tsindromina,
trohina
, ampidirina na evohana.
Atsindrona ny marary ny fanafody.