fitaratra - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Ankapobe
- Pejy mirohy eto
- Fiovana mifandraika
- Handefa rakitra
- Rohy maharitra
- Fampahalalana mikasika ny pejy
- Hitanisa ity pejy ity
- Hahazo URL nohafohezina
- Utiliser l'ancien analyseur
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
fitaratra
- Fitaratra fisaka ampiasaina amin' ny varavarankely, izay manakana ny rivotra tsy hiditra nefa ahafahana mahita ny any ivelany.
- Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely.
- Zavatra fisaka sy malamalama be izay misy manjany ao aoriany, ka afaka mampiseho ny sarin' izay zavatra mijoro eo anoloany.
- Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina.