fory - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

fory

  1. Ny anaty faran'ny vatana izay mivoahan'ny fivalanana.
    • Ny fory no mivalana.
  2. Ny maha-vehivavy na ny toetra maha-vehivavy.
    • Maneho ny foriny izy.

Tambinteny

fory

  1. rahampitso

Tsiahy

Anarana iombonana

fory

  1. fiandohan'ny lohalaharana

Tsiahy