fotaka - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Ankapobe

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

fotaka

  1. Tany izay lena be rano ka lasa zavatra miraikitra sy malama.
    • Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
  2. Zavatra mainty sy miraikitra hita any ambanin'ny rano, toy ny fotaka.
    • mihady dia manilika ny fotaka voahady.

Sokajy :