helatra - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Vontoatiny

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

helatra

  1. Fahazavana tonga tampoka eny amin'ny habakabaka mandritra ny oram-baratra.
    • Toy ny helatra kosa no nanjerako ny fonjam-by teo amin' ny lohany.
  2. Fifirapiratan'ny hazavana eny amin'ny lanitra.