kary - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
kary
- Karazana saka izay mivelona an'ala.
- Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra
- Miteny hoe olona manao fetsy na olona mamitaka.
- dia nanontany ny **kary** ny alika hoe:
Mpamaritra
kary
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy kary tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Sokajy :