loharano - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Ankapobe
- Pejy mirohy eto
- Fiovana mifandraika
- Handefa rakitra
- Rohy maharitra
- Fampahalalana mikasika ny pejy
- Hitanisa ity pejy ity
- Hahazo URL nohafohezina
- Utiliser l'ancien analyseur
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
loharano
- Fiandohana na fototra iray izay ahazoana zavatra maro.
- Ao anaty ala dia misy loharano miafina.
- Loharano dia anarana tany na toerana.
- Andriamanitra no loharanon'ny soa rehetra.
- Ny fianarana no loharanon'ny fandrosoana.
- Rano mitsinka avy ao amin'ny tany, vokatry ny rano naninteraka. Mety hiaraka amin'ny rano hafa ireny rano ireny ka ho lasa renirano sy ony.