milaza - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Matoanteny

milaza

  1. Mamoaka ampahibemaso.
    • Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo.
  2. Mampahalala zavatra amin'ny alalan'ny teny na soratra.
    • Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho.
  3. Maneho hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin'ny alalan'ny fitenenana; mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, manome teny, manome baiko.
    • Nilaza izy fa ho tonga.
  4. Maneho ny hevitry ny tena.
    • Nilaza ny lehiben'ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy.
  5. Mitantara.
    • Milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy.
  6. Mitory, manambara.
    • Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin'ny 13 mey.
  7. Voambolana avy amin'ny fototeny 'laza'.