osy - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

osy

  1. Biby fiompy, manao tendro miaraka amin'ny loha, izay anisan'ny vondron'ny biby mampinono. Misy fitenenana nalaina taminy hoe 'Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso'. Ary koa izy io no loharanon'ny fampinonoana, toy ny renibosy.
    • Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha.

Endrik’anarana

osy

  1. mpanamarika ny an'ny tompo ploraly ny teny osa

Endrik’anarana

osy

  1. mpanamarika ny an'ny tompo ploraly ny teny osa