pejy - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

pejy

  1. Ampahan-takela-taratasy na boky, na singan-dahatsoratra ao anatiny.
    • Jereo amin'ny pejy faharoa amby valopolo.
  2. Takila na pejy amin'ny boky, gazety, na antontan-taratasy.