rahona - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

rahona

  1. Mety manondro zavona na rahona eny amin'ny lanitra koa.
    • Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana.
    • Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin'ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana.
  2. Vongan-drivotra mitondra rano avy amin'ny fivondronan'ny etona manarona ny habakabaka, izay mety hilatsaka ho orana rehefa mihamangatsiaka ny andro.