rameva - Wikibolana, raki-bolana malalaka (
original
) (
raw
)
Vontoatiny
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
rameva
Karazam-biby
lehibe
avy any Azia,
manana
tratra
roa, izay ampiasaina ho
entana
sy
fitaterana
, ary azo
hanina
ny
henany
,
rononony
, hodiny ary volony.
Ny rameva dia biby manan-tsara maro azo enti-miasa.
Mampiseho
hoe biby
mampinono
ity teny ity.