reny - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
reny
- Fiteny ampiasana mba hanehoana fanajana sy fiheverana vehivavy be taona.
- Tiavo sy hajao ny reninao.
- Vehivavy izay niteraka olona.
Katalana
[Ovay]
Anarana iombonana
reny
- ny famaizana
Fanononana
[Ovay]
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy reny tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)