rivotra - Wikibolana, raki-bolana malalaka (
original
) (
raw
)
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
rivotra
Fihetsiky ny
rivotra
eny amin'ny habakabaka.
Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala.
Mifangaro na
mihetsika
ny
rivotra
ao an-tratrany.
ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony.