tafandria mandry - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Vontoatiny

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Endrika:-kambanteny- tafandria mandry

  1. Fomba fiarahabana na famangiana rehefa hilamina sy hatory tsara.
    • Tafandria mandry tompoko, hoy aho nanao veloma azy.
  2. Mampahafantatra fa tsara ny torimaso.