teny - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Ankapobe

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

teny

  1. Andian-tsoratra na feo izay mitambatra ka milaza hevitra iray.
    • Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy.
  2. Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona izay manana dikany.
    • Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto".
  3. Karazana fiteny ampiasain' ny firenena samihafa.
    • Mahay teny anglisy ve ianao?