tsinay - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Vontoatiny
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
tsinay
- Ny taova anatiny amin'ny vatan'olombelona, antsoina hoe kibo, izay mandray ny sakafo efa levona ary mamoaka ny fakan-tsakafo tsy mety levona. Mizara ho tsinaikely sy tsinaibe izy io.
- Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina.
- taova ao anaty
Sokajy :