varatra - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Ankapobe

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

varatra

  1. Feo sy fahazavana miseho rehefa misy kotroka sy orana.
    • Nilatsahan'ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana.
  2. Karazana afo izay avy amin'ny fifanenjehana herinaratra eo amin'ny rahona sy ny tany, matetika rehefa avy ny orana, izay miteraka fahazavana sy feo ary mety hahafaty izay tratrany.