vozon'akanjo - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)
Vontoatiny
Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
vozon'akanjo
- Ny faritra manodidina ny tendan'ny akanjo.
- Ny vozon'akanjo dia mety haingoina amin'ny kofehy na vakana.