zazalahy - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Ankapobe

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

zazalahy

  1. Momba ny zazakely lahy na zazavao lahy.
    • Fantatra aloha, hoy indray Ramatoa Ravao, fa zazalahy naditra Rivo.
    • Tsy naharitra ity zazalahy fa nitady hevitra hamahana ilay varavarana.
  2. Zazakely na zazavao lahy.