rano - Wikibolana, raki-bolana malalaka (original) (raw)

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anarana iombonana

rano

  1. Rano
    • Niroboka tao anaty rano izy ireo.
    • Misotro rano dikain'ny gisa anie!
    • Nalahatra tsara niamboho rano ireo.
    • Jereo iry botry am-povoan-drano iry!
    • ny lakana no manjaka ambonin'ny rano inona no manjaka ambonin'ny tany?
    • Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano
    • Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy
    • rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika
  2. Rano; ranoka
  3. Zavatra mifindrafindra tsy manana endrika manokana fa mibosesika araka ny endriky ny fitoerany. Tsy manana loko na tsiro manokana izy ary ampiasaina amin'ny fisotroana, fanadiovana ary fanasan-javatra.

Anarana iombonana

rano

  1. sahona

Famakiana fanampiny

Tsiahy

Anarana iombonana

rano

  1. sahona

Tsiahy

Anarana iombonana

rano

  1. loha

Tsiahy

Anarana iombonana

rano

  1. farihy

Tsiahy

Tambinteny

rano

  1. amin'ny maraina, amin'ny ampitso (amin'ny fiandohan'ny andro)
  2. haody
  3. rahampitso (amin'ny ampitso)

Tsiahy

Tambinteny

rano

  1. amin'ny maraina (amin'ny fiandohan'ny andro)
  2. vao maraina (tonga vao maraina be)

Famakiana fanampiny

Tsiahy

Endrik’anarana

rano

  1. endrika miantso singiolary ny teny rana
  2. maraina (ny fiandohan'ny andro)

Famakiana fanampiny

Tsiahy

Endri-pamaritra anarana

rano

  1. endriky ny lazaina singiolary ny teny ran

Tsiahy

Tambinteny

rano

  1. haody

Tsiahy

Endrik’anarana

rano

  1. endrika miantso singiolary ny teny rana
  2. farihy (rano)

Tsiahy

Anarana iombonana

rano

  1. maraina (ny ampahany voalohany amin'ny andro)

Famakiana fanampiny

Tsiahy

Tambinteny

rano

  1. amin'ny maraina (amin'ny fiandohan'ny andro)

Famakiana fanampiny

Tsiahy

Matoanteny

rano

  1. mangatsiaka

Tsiahy

Mpampitohy

rano

  1. koa

Tsiahy